KJV / Tranzlaty
1:1 In the beginning God created the heaven and the earth.1:1 Tamin’ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany.1:2 And the earth was without form, and void; and darkness was upon the face of the deep. And the Spirit of God moved upon the face of the waters.1:2 Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin’ny lalina. Ary ny Fanahin’Andriamanitra nanomba tambonin’ny rano.1:3 And God said, Let there be light: and there was light.1:3 Ary Andriamanitra nanao hoe: Misia mazava; dia nisy mazava.1:4 And God saw the light, that it was good: and God divided the light from the darkness.1:4 Ary hitan’Andriamanitra fa tsara ny mazava; ary nampisarahin’Andriamanitra ny mazava sy ny maizina.1:5 And God called the light Day, and the darkness he called Night. And the evening and the morning were the first day.1:5 Ary Andriamanitra nanao ny mazava hoe Andro, ary ny maizina nataony hoe alina. Ary ny hariva sy ny maraina no andro voalohany.